Ozinina mpamokatra fanafody : efa tonga androany ireo fitaovana

0

Nigadona teny amin’ny Seranam- piaramanidina  ivato androany ireo fitaovanana nafarana hampiasana  amin’ilay ozinina mpamokatra fanafody. Tsy hijanona kosa ny famokarana ny tambavy covid organics hoy hatrany ny filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina, nandritra ny fitsenana tamin’ny fomba ofisialy ireo fitaovana ireo teny an-toerana.