Accueil Société PADEVE sy ny fotodrafitrasa hafa ao Toliara : mizotra araky ny tokony ho izy ny asa

PADEVE sy ny fotodrafitrasa hafa ao Toliara : mizotra araky ny tokony ho izy ny asa

0
PADEVE sy ny fotodrafitrasa hafa ao Toliara : mizotra araky ny tokony ho izy ny asa

Isan’ireo misitraka ny tetikasa PADEV na ny Programme d’appui au Développement de Ville Equilibre i Toliara. Androany nidina ifotony nijery ny fizotry ny asa fananganana fotodrafitrasa samihafa sy nijery ny fanarahana ireo toromarika ara-pahasalamana hisorohana ny coronavirus, ny minisitry ny fanajariana ny tany sy ny asa vaventy niaraka tamin’ny mpamatsy vola AFD na ny Agence Française de développement ary ny masoivoho Frantsay. Naneho ny fahavononany hanohana an’i Madagasikara hatrany ny masoivoho Frantsay nandritra io.