« Papamobile » : natolotra tamin’ny fomba ofisialy androany

0

Natolotra tamin’ny fomba ofisialy androany ny « Papamobile », fiara izay vita avy eto Madagasikara hitondra ny Pape François mandritra ny fitsidihany eto Madagasikara manomboka ny faha-6 Septambra ho avy izao. Omen’ny orinasa karenjy ho an’ny fiangonana katolika ity fiara ity aorian’ny fitsidihana tanaterahin’i Pape François.