Accueil Politique Paramed : manome 72 ora ny fitondram-panjakana hamaliana ny fitakiana

Paramed : manome 72 ora ny fitondram-panjakana hamaliana ny fitakiana

0
Paramed : manome 72 ora ny fitondram-panjakana hamaliana ny fitakiana

Ampitsahatra ny fitokonana ireo Paramed ary manome 72 ora ny fitondram-panjakana hamaliana ny fitakian’izy ireo. Miandry ny fanataterahana ny fampanantenan’ny minisitera mpiahy kosa ireo mpianatra mpitsabo eny amin’ny oniversiten’Antananarivo mialohan’ny andraisana fanapahan-kevitra.