Hafindra ho raisin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra ny fitantanana ny Parking eto an-dRenivohitra, araky ny fanaovantsoniam-pamindram-pitantanana tamin’ireto farany sy ny Easy Park androany. Misy ny lamina napetraka amin’ny fanatanterahana izany. Namafisin’ny Ben’ny tanàna kosa fa tsy hisy ny fiakaran’ny saran’ny parking io.
Accueil Non classé Parking Antananarivo : ho raisin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ny fitantanana azy