« Plan Emergence Madagascar » : ho vitaina mialohan’ny volana jona.

0

Ho vitaina mialohan’ny volana jiona ny « Plan Emergence Madagascar » hahafahana mametraka fampandrosoana marina eto Madagasikara. Mandray anjara amin’ny fandrafetana izany ny tomponandraikitra eo anivon’ny ministera, fikambanana tsy miankina sy ireo mpiara-miombonantoka amin’i Madagasikara.