« Plan Emergence Madagascar » : sehatra maro no nojerena

0

Sehatra ahafahana mampandroso ny firenena ny tontolon’ny zava-boahary saingy tsy voaaro araky ny tokony ho izy izany hatrizay. Ny mikasika ny tontolon’ny tontolo iainana manoloana io, no lohahevitra isan’ny nojerena, nandritra ny andro faharoan’ny famolavolana ny « Plan Emergence Madagascar » notontosaina tetsy Anosy androany.