PM Mahazoarivo

0

Manoloana izay fitoriana na Requête napetraky ny Kandidà Tabera Randriamanantsoa sy Atoa RALAISEHENO Guy Maxime izay, naneho ny heviny ihany koa ny Praiminisitra lehiben’ny governemanta. Malalaka ny fanehoan-kevitra manoloana ny raharaham-pirenena hoy ny izy. Na izany aza, efa voafaritra miloha ny tetiandro hirosoana amin’ny fifidianana ka tsy hiova amin’izay isika.