Politika nasionalin’ny trano fonenana : tsara fa tara hoy ny mpanara-baovao

0

Fotoana vitsy tsy ahataperan’ny fe-potoam-piasan’ny fitondrana HVM vao tonga saina ny hamolavola politika nasionaly ho an’ny trano fonenana ny tomponandraikitra eo anivon’ny sampan-drahrahan’ny fananan-tany. Tsara fa tara hoy ny mpanara-baovao amin’izao andro iraisam-pirenena amin’ny trano fonenana izao.