Politique Générale de l’Etat : hamaly ny filan’ny vahoaka eny ifotony

0

Voarafitra anatin’ny fandaharan’asa ao amin’ ny politikampanjakana ankapobeny ny fanatanterahana ireo vina entina hampandrosoana an’i Madagasikara. Entina aminao anatin’ity fanadihadiana ity ireo teboka mivoitra anatin’ny velirano ampanantenain’ny filoha ho tanterahana.