Accueil Société « Pont » Tetezambaro : nandray andrikitra avy hatrany ny ministera tomponandraikitra

« Pont » Tetezambaro : nandray andrikitra avy hatrany ny ministera tomponandraikitra

0
« Pont » Tetezambaro : nandray andrikitra avy hatrany ny ministera tomponandraikitra

Niainga ny hariva teo ny fiarabe hitondra ny fitaovana hanamboarana ny Pont ao Tetezambaro izay nisy fahasimbana tamin’ny atoandro. Mbola hisy fiara faharoa hiainga rahampitso maraina hitondra ny fitaovana fanampiny. Ezahina ho vitaina ao natin’ny fotoana fohy ny Pont hahafahan’ny mponina mivezivezy.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici