Praiminisitra Christian NTSAY : avy amin’ny vondrona MAPAR tanteraka

0

Maro ireo feo niely taorian’ny fanendrena ny Praiminisitra fa tsy avy amin’ny vondrona MAPAR io praiministra io, nanamafy anefa ireo solombavambahoaka MAPAR omaly tetsy amin’ny kianjan’ny 13 Mai fa avy amin’ny vondrona MAPAR tanteraka io praiministra io, ary tsy mivadika amin’ny tolona niarahana tamin’ny vahoaka ny vondrona MAPAR.