Praiminisitra NTSAY Christian : laharam-pahamehana ny famerenana ny fahefam-panjakana hiadiana amin’ny fitsaram-bahoaka

0

Natao ary hatao laharam-pahamehana ny famerenana ny fahefam-panjakana amin’ny toerana tokony hisy azy hoy ny praiminisitra NTSAY Christian. Izay no paik’ady hotanterahina anatin’ny fotoana foy hiadiana amin’ny fitsaram-bahoaka