Accueil Politique Praiminisitra Ntsay Christian : “ tokony avela hiasa ireo minisitra vaovao “

Praiminisitra Ntsay Christian : “ tokony avela hiasa ireo minisitra vaovao “

0
Praiminisitra Ntsay Christian :  “ tokony avela hiasa ireo minisitra vaovao “

Taratry ny demokrasia sy ny fanarahan’ny vahoaka ny raharaham-pirenena ny fanehoan-kevitra maro samihafa amin’ny tambazotran-tserasera momba ireo minisitra vaovao mandrafitra ny Governemanta hoy ny Praiminisitra Ntsay Christian. Ny tenany izay nanao ny vaksiny johnson&Johnson teny amin’ny CHU Befelatanana androany.