Praiminisitra Omer BERIZIKY : mitaky ny hanatsarana ny CENI

0

Mitaky ny hampitsaharana ireo mpikambana mandrafitra ny Ceni ny praiminisitra teo aloha Omer Beriziky. Tokony hazava ihany koa ny fitsipi-dalao mandritra ny fifidianana ho tanterahina eto amin’ny firenena raha ny nambarany hisorohana ny fiverimberenan’ny krizy.