Praiminisitra : tsy azo ekena ny fandotoana ny hasin’ny fitsarana

0

Misy ny manoa rina eto amin’ny tany sy ny firenena hoy ny Praiminisitra lehiben’ny governemanta. Tsy azo ekena ny fanimbana ny hasin’ny fitsarana sy ny fanakanana ny firoson’ny firenena ho an’ny amin’ny fanjakana tan-dalàna. Izay no nambarany nandritra ny famoahana ireo mpitsara teny Ivato tamin’ity androany ity.