QMM : mihamafana ny toe-draharaha eo amin’ny tompon’ny tany sy ny orinasa.

0

Mihamafana ny toe-draharaha eoamin’ny tompon’ny tany sy ny Orinasa QMM amin’izao fotoana. Samy manana ny filazany ihany koa ny mponina ka mety hiafara amin’ny fifandonana raha tsy misy fandraisana fepetra.