RABARIJOHN Henri : voatendry ho Governoran’ny Banky Foiben’i Madagasikara

0

Voatendry ho Governoran’ny Banky foiben’i Madagasikara i RABARIJOHN Henri, araky ny filankevitry ny minisitra omaly. Manana traikefa betsaka amin’ny fitantanam-bola ny tenany, raha ny sehatr’asa nolalovany no jerena.