Accueil Politique RAHANTANIRINA Lalao : karapanondro maherin’ny 1 000 no nangoniny

RAHANTANIRINA Lalao : karapanondro maherin’ny 1 000 no nangoniny

0
RAHANTANIRINA Lalao : karapanondro maherin’ny 1 000 no nangoniny

Karapanondro maherin’ny 1 000 no nangonin’ny Solombavambahoakan’i Mahajanga, RAHANTANIRINA Lalao tamin’ny fiandohan’ity herinandro ity. Ireo hiditra ho mpikambana TGV ny tompony raha ny nambarany. Ny karapanondro izay isan’ny taratasy saropady ary ahavitana zavatra maro, indrindra amin’izao taom-pifidianana izao hoy ny mpanara-baovao ka tokony ho malina ny rehetra.