Raharaha 29 martsa 2017 : andrasana izay hivoitra amin’ny colloque international eny Tsimbazaza

0

Ao anatin’ny fanamarihana ny faha 70 taonan’ny raharaha 29 martsa 1947, misy ny colloque international eny amin’ny Akademia malagasy nanomboka omaly ary hifarana anio. Andrasana izay hivoitra aorian’izany sy ny ho fiantraikany amin’ny fiainam-pirenena.