Raharaha andramena-Singapour : Mbola baraingo tanteraka

0

Tsy mbola fantatra hatreto ny mahakasika ny  fitsarana ilay bolabolana andramena tany Singapour raha toa ka ny volana janoary teo no voalaza fa hanatanterahana izany. Tsy mbola namoaka fanampahan-kevitra ihany koa ny teo anivon’ny CITES manoloana ity raharaha ity.