Raharaha Claudine RAZAIMAMONJY : Voaporofo ny maha akaiky ny Filohampirenena azy

0

Nanao ny asan’ny amin’ny maha-mpanao gazety azy ny mpanao gazety raha vao niandoha ny raharaha Claudine RAZAIMAMONJY. Diso ny fanambarana ezahina aely fa misy ambadika politika ny raharaha. Voaporofo ankehitriny fa akaiky ny Filohampirenena mivady tokoa ity mpanolontsainy manokana ity, izay voarohirohy amin’ny resaka fanodikodinam-bolam-panjakana sy famotsiana renivola ary kolikoly amin’ny fahazoana asa hampanaovin’ny fanjakana.