Raharaha ENMG : natolotra ny PAC ireo olona 3 voakasika mivantana

0

Herintaona aty aorian’ny nandorana ireo taratasim-panadinana, notanana ho porofona trangana kolikoly teny amin’ny ENMG, niroso tamin’ny fakana am-bavany ireo olona voakasik’izany ny tomponandraikitra. Olona 3 no voakasik’izany mivantana raha ny nambaran’ny BIANCO.