Accueil Politique Raharaha Houcine : tsy manaiky ny fisamborana natao omaly tamin’ny mpirakidraharahan’ny fitsarana ny Sendika

Raharaha Houcine : tsy manaiky ny fisamborana natao omaly tamin’ny mpirakidraharahan’ny fitsarana ny Sendika

0
Raharaha Houcine : tsy manaiky ny fisamborana natao omaly tamin’ny mpirakidraharahan’ny fitsarana ny Sendika

Nahazo fahafahana vonjimaika ilay mpirakidraharahan’ny fitsarana izay nosamborina nohon’ny raharaha Houcine Arfa. Tsy manaiky ny tsindry hazo lena atao amin’ny mpirakidraharahan’ny fitsarana kosa ny sendika raha ny fanazavany. Tsy manaiky atao ala olana amin’ity raharaha Houcine Arfa ihany koa izy ireo.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici