Raharaha Houcine : voahitsakitsaka ny hasin’ny fitsarana Malagasy

0

Voahitsakitsaka ny hasin’ny fitsarana malagasy manolona ny raharaha Houcine Arfa izay mahavoatonontonona tomponandraikitra ambony eto amin’ny firenena, raha ny fanehoankevitry ny sendikan’ny mpitsara eto Madagasikara. Hatreto, tsy mbola fantatra ny tena marina mikasika iny raharaha iny. Mangina ireo voatonotonona.