Accueil Politique Raharaha Mbola RAJAONAH : manohy ny fahanginany ny BIANCO

Raharaha Mbola RAJAONAH : manohy ny fahanginany ny BIANCO

0
Raharaha Mbola RAJAONAH : manohy ny fahanginany ny BIANCO

Manohy hatrany ny fahanginany ny eo anivon’ny BIANCO manoloana ny raharaha Mbola RAJONAH. Mampametra-panontaniana ny maro manoloana izany ny fomba fiasa sy ny fihetsiky ny Birao Mahaleo tena momba ny ady amin’ny Kolikoly na ny Bianco.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici