Raharaha zaridainan’Antaninarenina : 2 nahiditra am-ponja

0

Olona 2 no nahiditra am-ponja vonjimaika, manoloana ny raharaha famarotana ny zaridainan’Antaninarenina araka ny didim-pitsarana nivoaka omaly alina. Tompon’antoka maro amin’ity raharaha ity ihany koa no mbola karohana ankehitriny. Isan’ny namoahan’ny fitsarana didy fampisamborana omaly i Lalaina BERTHNES, filohan’ny filan-kevitra monisipaly. Mety ho voakasiky