Accueil Politique Raharaham-pirenena : hisolo amin’ity taona ity ny filohan’ny HCC, CENI ary ny Sénat

Raharaham-pirenena : hisolo amin’ity taona ity ny filohan’ny HCC, CENI ary ny Sénat

0
Raharaham-pirenena : hisolo amin’ity taona ity ny filohan’ny HCC, CENI ary ny Sénat

Fa isan’ny asa lehibe miandry ny filoham-pirenena amin’ity taona ity ihany koa ny fanendrena sy ny fametrahana ireo mpitantana lehibe miisa telo eto amintsika, dia ny filohan’ny Fitsarana avo momban’ny lalàm-panorenana, ao ihany koa ny filohan’ny Antenimierandoholona, ary ny filohan’ny CENI. Ny filohan’izy ireo izay tapitra amin’ity taona ity ny fotoam-piasany.