Raiamandreny mijoro : miantso ny HCC hamoaka fifanarahana politika raha nisy

0

Ankoatra ny antoko MMM, manamafy ny tokony hamoahana izay fifanarahana politika ihany koa ny ray amandreny mijoro raha toa ka nisy marina izany. Niantefa tamin’ny fitsarana avo momba ny lalampanorenana ny antso nataon’izy ireo.