Accueil Société RAKOTONIAINA Andrianataratra Durujude Josafà : nolavin’ny sekoly tsy miankina iray nohon’ny maha-varira azy

RAKOTONIAINA Andrianataratra Durujude Josafà : nolavin’ny sekoly tsy miankina iray nohon’ny maha-varira azy

0
RAKOTONIAINA Andrianataratra Durujude Josafà : nolavin’ny sekoly tsy miankina iray nohon’ny maha-varira azy

Nolavin’ny sekoly tsy miankina iray eto an-drenivohitra ny fidirian’i RAKOTONIAINA Andrianataratra Durujude Josafà  na i Taratra hianatra ao aminy noho izy varira. Ho an’ity sekoly ity, mety hitarika amin’ny fikatonan’ny sekoly ny fisian’ity tovolahy varira ity ao amin’ny sekoly nohon’ny tahotry ny mpianatra raha ny fitataran’i Taratra izany.