« Rallye Motul » andiany faharoa : nifarana androany

0

Niditra tamin’ny andro fahatelo sady farany ny Rallye Motul 2 eme edition. Epreuve Special miisa 5 no notontosaina tamin’ity androany ity. Masindray ka hatrany Ankadianadriana no lalana tamin’izany.