Rallye Passion Antsirabe 2019 : nanjakan’ireo fiara 4 roues motrices

0

Tontolon’ny fanatanjahantena, nifarana tamin’ity androany ity ny Rallye Passion Antsirabe 2019,. Nanjakan’ireo fiara 4 roues motrices tamin’ny ankapobeny ity rallye ity, izay fanokafafana ny taom-pilalaovana 2019.