Rano Antananarivo

0

Manoloana ny olana amin’ny famatsiana rano vokarin’ny orinasa Jirama eto Antananarivo sy ny manodidina, nanambara tamin’ity androany ity ny tomponandraikitra eo anivon’ny orinasa fa afaka enim-bolana ny vahaolana haingana indrindra. Ny fahanteran’ny fitaovana, ny fisian’ny gaboraraka no voalaza fa antony mahatonga ny fahatapahan’ny rano.