Raokandro

0

Manankarena amin’ny zava-maniry isika eto madagasikara indrindra fa ny raokandro. Efa vitsy amin’ny Malagasy anefa ny mahafantatra ny raokandro ankehitriny izay isan’ny fampiasan’ny ntaolo ho enti mitsabo ny aretina maro samy hafa.