Ravalomanana Marc : tsy ekeko ny didy nanamelohana ahy

0

Tsy ekeko ary tsy mitombina ny didy fanamelohana ahy, hoy ny Filoha teo aloha RAVALOMANANA Marc nandritra ny fihaonany tamin’ny mpanao gazety omaly teny amin’ny trano fonenany teny Faravohitra. Nilaza kosa ny minisitry ny Fitsarana omaly ihany teny Faravohitra fa manankery ny didimpitsarana eto Madagasikara.