RAZAIMAMONJY Claudine : afaka noho ny fisalasalana tamin’ny raharaha 1 amin’ireo 16 nahavoarohirohy azy

0

Afaka noho ny fisalasalana tamin’ny raharaha iray amin’ireo 16 nahavoarohirohy azy i RAZAIMAMONJY Claudine. Tsy fahampiana ny vesatra hitanana azy amin’ny raharaha fanamboarana sekoly tany Ambalavao izay mitentina 200 tapitrisa Ariary no raharaha nitsarana azy omaly raha ny fanazavana azo teoanivon’ny PAC.