Accueil Politique RAZANAMAHASOA Christine : fanoherana tsy arahan’asa no misy eto

RAZANAMAHASOA Christine : fanoherana tsy arahan’asa no misy eto

0
RAZANAMAHASOA Christine : fanoherana tsy arahan’asa no misy eto

Tsy hita izay ataon’ny mpanohitra manoloana ny zava-misy eto amin’ny firenena ankehitriny hoy ny filohan’ny Antenimierampirenena androany. Fihetsika izay ahitana taratra fa fanoherana be fahatany no misy eto amin’ny tany sy ny firenena.