Accueil Economie « Relance économique » : mila fotoana ny firosoana aminy

« Relance économique » : mila fotoana ny firosoana aminy

0
« Relance économique » : mila fotoana ny firosoana aminy

Manomboka ny taona ho avy vao afaka hiroso amin’ny relance économique na ny fanarenana indray ny toekarena i Madagasikara, araky ny fanehoan-kevitry ny mpahay toekarena. Na efa miverina tsikelikely amin’ny fianana andavan’andro aza isika, tsy mbola ampy ahatafaverina ny fatiantoka nihatra tamin’ny orinasa samihafa izany. Sehatra maromaro ankilany no tokony atao laharampahamehana.