Accueil Société Reniranon’i Ikopa : niakatra 1,18 metatra ny haavon’ny rano

Reniranon’i Ikopa : niakatra 1,18 metatra ny haavon’ny rano

0
Reniranon’i Ikopa : niakatra 1,18 metatra ny haavon’ny rano

Hitohy hatrany ny rotsak’orana manerana ny faritra maro raha ny fanazavan’ny sampana mpamantatra ny toetr’andro. Vokatr’izay, nitombo ny vonjy voina izay nataon’ny sampana mpamonjy voina tato anatin’ny 2 andro nisian’ny rotsak’orana. Nahitana fiakarany kely ihany koa ankilany ny rano eny amin’ireo renirano  manodidina an’Antananarivo.