Accueil Société Reniranon’Ikopa : miiba 20cm eo amin’ny tetezana Anosizato raha 1,90m izany ny taona 2019

Reniranon’Ikopa : miiba 20cm eo amin’ny tetezana Anosizato raha 1,90m izany ny taona 2019

0
Reniranon’Ikopa : miiba 20cm eo amin’ny tetezana Anosizato raha 1,90m izany ny taona 2019

Miiba 20 cm (-20cm) androany ny refin’ny reniranon’Ikopa raha 1m90 izy tamin’ny taona lasa eo amin’ny tetezana Anosizato. Vokar’izany, manahy ny ho very asa ireo mpanasa lamba raha tsy mbola hisy ny rotsak’orana raha faly kosa ankilany ny olona sasany amin’izao faharitran’ny rano izao ka manararaotra maka trondro.