Resultats Viva

0

Maro amin’ireo mpifidy any amin’ny faritra no mitaraina amin’izao fotoana noho ny faharetan’ny fivoahan’ny vokatra avy eny amin’ny CENI. Izy ireo izay efa mahita fa mandresy ny Kandida laharana faha 13. Indreto arak’izany ny vokatra vonjimaika avy amin’ny SRMV sy ny Foiben-toeran’ny Kandida, niainga avy amin’ny PV nalefan’ireo mpanara-maso ny fifidianana isaky ny faritra.