Accueil Faits divers Riana Andriamandavy: Afaka mandeha ny fitsarana na tsy eto an-toerana izy

Riana Andriamandavy: Afaka mandeha ny fitsarana na tsy eto an-toerana izy

0
Riana Andriamandavy: Afaka mandeha ny fitsarana na tsy eto an-toerana izy

Nisy ny fitoriana ny loholona Riana Andriamandavy ary ny Procureur général n’ ny cour d’appel no nampita izany tamin’ny zandary. Azo atao tsara ny fitsarana io loholona na tsy eto an-tanindrazana ary izy satria tratra ambodiomby ny tenany, na tamin’ny fandrahonana mpitsara, na tamin’ilay tranga fitarihan’olona sy fanimbana tranom-panjakana teny amin’ny biraon’ny Bianco.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici