Accueil Société RN7 : ahiana ny ho fikatonany amin’ny faritra Analamanga

RN7 : ahiana ny ho fikatonany amin’ny faritra Analamanga

0
RN7 : ahiana ny ho fikatonany amin’ny faritra Analamanga

Manoloana ny fitombon’ny tahan’ireo tratry ny valan’aretina Covid-9 any amin’ny faritra Vahinankaratra sy Menabe, nanambara ny prefektiora an’Antanarivo androany fa mety hikatona amin’ny lalam-pirenena faha-7 ny faritra Analamanga. Hisy ny fivoriana hiarahana amin’ny minisiteran’ny fahasalamana ho tontosaina amin’ity herinandro ity, ary aorian’izay no hivoahan’ny fanapahan-kevitra. Tsy maintsy hiroso amin’ny fandefasana chômage partiel an’ireo mpiasa ankilany ireo misehatra amin’iny zotra iny raha toa ka misy ny fanakatonana.