Accueil Société Rocade d’Iarivo : nanao hetsika fanadiovana ny Kaominina Ambohimangakely sy DASP

Rocade d’Iarivo : nanao hetsika fanadiovana ny Kaominina Ambohimangakely sy DASP

0
Rocade d’Iarivo : nanao hetsika fanadiovana ny Kaominina Ambohimangakely sy DASP

Nanao hetsika fanadiovana ny Rocade d’Iarivo ny avy eo anivon’y Kaominina Ambohimangakely sy ny DASP. Noho ny fisian’ny loto sy fangalarana ireo vy mipetaka eny amin’ny sisin’arabe no antony nanaovan’izy ireo fanentanana sy fanadiovana niarahana tamin’ireo mponina voakasika mipetraka manodidina ny lalana.