Salon de l’habitat andiany faha-21 : nisokatra tamin’ny fomba ofisialy androany

0

Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy tamin’ity androany ity ny salon de l’habitat andiany faha-21. Nivoitra nandritra izany fa vonona ny sehata tsy miankina iray lalana amin’ny fanjakana amin’ny fanatanterahana ireo tetikasa momba ny toeram-ponenana anatin’ny Politika Partenariat Public Privé.