Accueil Société Sambava : tsy manaiky afindra ireo mpivarotra ao amin’ny tsenan’i Ambodisatrana

Sambava : tsy manaiky afindra ireo mpivarotra ao amin’ny tsenan’i Ambodisatrana

0
Sambava : tsy manaiky afindra ireo mpivarotra ao amin’ny tsenan’i Ambodisatrana

Nidina an-dalambe ireo mpivarotra ao amin’ny tsenan’Ambodisatrana ho fanoherana ny fanapakevitra izay noraisain’ny ben’ny tanàna amin’ny famindrana azy ireo.  Nanamafy kosa ny ben’ny tananan’ny Kaominina  ambanivohitra Sambava fa tsy maintsy ampiharina ny lalàna.