Sambo Flying Pavillon Panama : tazana ao Masoala indray androany

0

Niverina manamorona ny morontsiraka atsinanan’i Madagasikara ary tazana ao Cap Masoala androany tolakandro ilay Sambo FLYING Pavillon PANAMA, voalaza fa mitady hampiakatra antsokosoko bolabolan’Andramena any an-toerana. Raha ny vaovao farany, efa nandray ny andraikitra mifanandrify aminy ny Minisiteran’ny tontolo iaianana, saingy mampametram-panontaniana ny mpanara-baovao hoe iza no ao ambadik’ity raharaha ity matoa manana fahasahiana toy izao ity sambo ity. Fanadihadiana