Sarandalana

0

Taorian’ny fanambarana nataon’ny UCTU omaly mahakasika ny fampiakarana ny saran-dalana eto Antanananarivo sy ny manodidina naneho ny heviny ireo olon-tsotra sendra ny mpanao gazetin’ny kolo tv/fm androany. Tetsy ankilany, nampiantso ny mpanao gazety ny eo anivon’ny ATT sy ny UCTU omaly tolakandro, taorian’ny fifampiresahan’ny roa tonta.