SECES Antananarivo : hanao fitokonana fanairana 72 ora

0

Hanao fitokonana fanairana 72 ora ireo mpampianatra mivondrona ao anatin’ny SECES sampana Antananarivo Renivohitra, araka ny nambaran’izy ireo omaly. Antony mbola tsy voavalin’ny fitondrana hatramin’izao ny fitakiana nataon’izy ireo.