SECES : tsy azo ekena intsony ny gaboraraka

0

Nivoitra nandritra ny filan-kevitra nasionaly SECES ny fanambarana ny amin’ny tokony hamahana ny olana eny anivon’ny anjery manontolo, ankoatry ny raharaha anatiny sy ny mikasika ny fanamafisana ny fitakiana izay efa natao. Fanambarana ho fanairana ihany koa ny tomponandraikitra ankehitriny amin’ireo olana ireo.